Teny iditra adim-pamantaranandro
Singan-teny ady ; famantaranandro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Heure [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra adiny

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01