Teny iditra | Trimobe | |
Singan-teny | trimo ; be | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibiolona voalaza ao amin' ny angano ho makadiry sy lozabe ary mpihinana olona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A mythical giant; cf. rapeto [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Monstre fabuleux [1.8] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Tsipelina hafa | Itrimo ~ Itrimobe ~ Itrimondahy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Trimobe io | |
Fivaditsoratra | mibotre, Trimobe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |