Teny iditra Rasoamanarivo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra He fa nentanin' ny hafanam-pony hiaro ny Eglizy vao nitsimoka Rasoamanarivo teto an-tanindrazany, ka tsy nitsitsy aina amam-pananana ary tsy niraharaha izay baràka ho afaka na izay fahafatesan-kihàtra! [2.296]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Victoire Rasoamanarivo

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22