|
|
|
|

Teny iditra1  Ny Ohabolan' ny Ntaolo
Singan-teny  2  ohabolana, ntaolo
Sokajin-teny  3  anarana (lohatenin' boky)
Fanazavàna teny malagasy  4  nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny [2.299#7]
Voambolana  5  Haisoratra
Mpanoratra  6  Cousins William Edward
7  Parett J
Mpanonta printy  8  London Missionary Society, 1885

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12