Teny iditra Krismasy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra
Mitovy hevitra: noely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Christmas [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La Noël [1.3]
 Noël [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra noely
Ny fihaviany Anglisy: Christmas.
Mpanahaka  paka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31