Teny iditra | Betsileo | ||||
Singan-teny | be ; tsy ; leo | ||||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une population du centre sud de Ma [...] [tohiny 1.5] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Tantara: firenena | ||||
Zanakanarana | |||||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Betsileo io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |