Teny iditra (1/2) | 1 anivon' ny riaka |
Singan-teny | 2 anivo, riaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the whole island of Madagascar [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 au milieu des torrents ou de la mer 7 Madagascar [1.3] |
Lohateny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 Anivon' ny Riaka |
Singan-teny | 10 anivon' ny riaka |
Sokajin-teny | 11 anarana (gazety) |
Voambolana |
12 Mpanonta printy, gazety |
Fivaditsoratra | 13 Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka, Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/22 |