Teny iditra |
itikitra
(ity)
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | This quite close (in sight) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Celui-ci, tout près (visible) [1.8]
|
Ohatra | fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao.
[2.654]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|