Teny iditra | itikatra (ity) | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikatra satroka itikatra. Aleoko lavitra itikatra [1.1] | |
Tovy hevitra | itikitra | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Fivaditsoratra | atikitra, itikatra, takaitry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |