Teny iditra ireroa (iroa)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Those far away (in sight) plur. of iroa [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ceux-là, bien loin (visibles), plur. de iroa [1.8]
Ohatra 
1Ry mpiandry gisa ireroa! [2.69]
2Ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony. [1.281]
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21