Teny iditra antsika
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Us, ours (including the persons addressed); used as accusative and possessive case of isika. [1.2]
 Us. (plur. inclusive as object); ours [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle). Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous. Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous. Antsika ny manamboatra io tetezana io: c'est à nous à arranger ce pont. Antsika no antsika izany: c'est notre affaire. [1.3]
 Nous, à nous (inclusif). [1.5]
 Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous. [1.8]
Fanazavàna teny italianina Noi
Il nostro [1.18]
Kamban-teny 
Mpanahaka  isika ~ -ntsika, -tsika
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16