Teny iditra Paspalum
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Paspalum commersonii ahivivy, menavavy, tsipipina
Paspalum conjugatum ahipisaka, ahipisakalahy
Paspalum dilatatum fandrolakana
Paspalum paniculatum ahitsoavaly, mahabanky
Paspalum vaginatum fandroalakana
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21