|
|
|
|

Teny iditra 1  ngazana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry
5 Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 bare and barren. Used of country. Comp. mazana. [1.2]
7 dry and barren (of the soil) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 sec et stérile (se dit des sols) [1.8]
Ohatra  9  ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy. [2.470#6]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20