|
|
|
|

Teny iditra 1  mikarepoka
Fototeny  2 karepoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka feon-javatra kepohina amin' ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina
9 Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao
10 Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny volany rehetra [1.1]

Fivaditsoratra  mikarepoka, 11 mikorepaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20