|
|
|
|
Teny iditra
1
mihontihonty
Fototeny
2
hontihonty
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mihontihonty
5
Ny lasa :
nihontihonty
6
Ny hoavy :
hihontihonty
7
Filaza mandidy :
mihontihontia
Fanazavàna teny malagasy
8
Manompotompo mba hahazoan-tsitraka amim-behivavy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20