|
|
|
|

Teny iditra1  menavazana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana
Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] old soldiers
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] anciens combattants, vétérans
Ohatra  6  [2.472] Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato.
Singan-teny  7  mena, vazana
Mpanahaka  8  bekotromaroholatra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10