Teny iditra manao rapa-dango
Singan-teny manao ; rapadango
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mihinana mambosibosika izay rehetra hita, mandray tsy am-piheverana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20