|
|
|
|

Teny iditra 1  mampivalana
Fototeny  2 valana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  mampivalana azy ny ody, sady mivalana no miorika; [2.48#118]
8  Ravin' amberivatry, totoina, sotroina amy ny izao, dia mampivalana, mahery izany. [2.48#126]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20