Teny iditra Jatropha
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Jatropha curcas boy, ditin-kinana, kimampotsy, kinana, kinapotsy, kizika, salabo, savoa, taimboae, tanantanambazaha, tanantanampotsy, tanantanana, tanantanankisoa, tanapotsy, tanatana, tanatanafotsy, tanatanampotsy, tanatanana, tantàna, valavelo, valavelona, voanongo
Jatropha mahafalensis atatra, betatra, hatatra, katratra, tatatra, tatra, tatratra, tatsa
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21