Teny iditra efa-joro
Singan-teny efa- (efatra) ; -joro (zoro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Square, a square [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Carré [1.3, 1.8]
 Qui a quatre angles, rectangulaire [1.3]
 Un carré [1.8]
 [ efajoro ] Quadrangulaire [1.13]
Ohatra 
1Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra. [2.356]
2Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny. [2.470]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24