Teny iditra anafenana (afina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ka ise handrandrana indray ve no hanafenana! [2.499]
2Asehoy izay nanafenanao ny antsy (Montrez l'endroit où vous avez caché le couteau) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anafenana, anafenako, anafenanao, anafenany, anafenantsika, anafenanay, anafenanareo, anafenan', anafenan-, anafenam-, anafena-
Ny lasa : nanafenana, nanafenako, nanafenanao, nanafenany, nanafenantsika, nanafenanay, nanafenanareo, nanafenan', nanafenan-, nanafenam-, nanafena-
Ny hoavy : hanafenana, hanafenako, hanafenanao, hanafenany, hanafenantsika, hanafenanay, hanafenanareo, hanafenan', hanafenan-, hanafenam-, hanafena-
Filaza mandidy : anafeno

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20