|
|
|
|

Teny iditra 1  ampoizina
Fototeny  2 fo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao
9 Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao?
10 Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be expected, anticipated, looked for. [1.2]
Ohatra  12  Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina! [2.4#]
13  Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina. [2.588#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ampoizina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21