Teny iditra voambolana
Singan-teny voa ; volana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray
Rakibolana nofintinina [1.1]
 Voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa
Boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa
Lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky [1.62]
Fanazavàna teny frantsay Lexique [1.13]
 Vocabulaire [1.66, 1.67]
Ohatra 
1Ndeha ho tsiahivina aloha ny famaritana ny voambolana “itsinjaram-pahefana”. [4.27]
2Be ny fitoviana na eo amin' ny voambolana na eo amin' ny firafitry ny voambolana sy ny teny. [2.508]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Voambolana ampiasaina eo amin' ny fanabeazana ny tanora ho olom-pirenena
Voambolaña malagasy-malagasy (frantsay)
Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana
Voambolana momba ny zahatany
Voambolana Tampatrana sy Tantsiraka (Rakotosaona)
Mpanahaka  voanteny

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30