Teny iditra ziva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1]
Ohatra Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606]
Sampanteny 
 

Teny iditra ziva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kirihitr' ala [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/05