Teny iditra zanatsoratra
Singan-teny zana- (zanaka) ; soratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Voyelle [1.13, 1.66, 1.5]
Ohatra 
1s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa. [2.528]
2Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo! [2.944]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09