Teny iditra vovona
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Avosa, fanaovana antontany. [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra vovona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity
Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra vombo ~ vombona
Kamban-teny 

Teny iditra vovona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Vovonana, tafontrano [1.78]
  [1.1]

Teny iditra vovoña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Loharano kely tsy mandeha [1.78]
  [Tanosy] dobo [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27