Teny iditra vorivorinkena
Singan-teny vorivory ; hena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Omasum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
Ohatra Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69]
Voambolana 
Tovy hevitra vorivoriny
Mpanahaka  masontantely ~ vahindrorohany ~ vavoninkena
Ohabolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21