Teny iditra | vonton-ketsa | |
Singan-teny | vontona ; ketsa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Eo am-paharevoana indrindra amin' ny fanetsana, izany hoe: tsy lasa aloha na tratra aoriana fa eo afovoany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de vontona ou vontony : ce qui est au milieu ; et ketsa : le repiquage du riz). Milieu de la saison où l'on repique du riz. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |