Teny iditra vokim-pelaka (voky, pelaka)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Fombam-bolom-behivavy betsimisaraka taloha: avonkina ny volo apetaka eo ambony sofina havia sy havanana [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31