Teny iditra vokatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna
Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Fruit, produce; a result [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Produit, résultat [1.8, 1.13]
 Fruit, récolte qui produit [1.8]
 Effet, conséquence [1.13]
 Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [1.196]
Ohatra 
1izahay mampakatra ny vokatra. [2.442]
2Raha eny, inona ny vokatra azo? [4.27]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra vokatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity
Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Productive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [1.196]
Ohatra Vokatra be ny voanjonareo. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17