Teny iditra | voarandambo (voara, lambo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana voara fihinan' ny lambo any an' ala ny voany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de voara et lambo : sanglier malgache, Potamochère). D'après Malzac : « Espèce de figuier dont les sangliers mangent les fruits ». [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Tovy hevitra | voaranala | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |