Teny iditra vinaingitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. vinaigre] Karazan-dranon-javatra avy amin' ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin' ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin' ny alkaola izay tsy tsara ohatra irỳ voalohany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: vinaigre.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30