Teny iditra vatovy
Singan-teny vato ; vy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato mafy mainty avy amin' ny volkano [1.1]
 Anarana iombonan'ny vato misy vatongaly [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Roche basaltique [1.13]
Voambolana 

Teny iditra Vatovy (vato, vy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.7666667, 47.0666667

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20