Teny iditra vatovaton-draboka (vato, raboka)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana vongan-tsela maty ary mafy any anaty taova vokatry ny raboka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Tubercule induré [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra vatovatoina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31