Teny iditra vatongaly
Singan-teny vato ; ngaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato mainty mangilohilo [1.1]
 Karazam-bato mainty mafy, vato mainty, vatovy avy amin'ny afotroa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Basalte [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra bazalta

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/13