Teny iditra vatomainty
Singan-teny vato ; mainty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato mainty fahita betsaka eto amin' ny Nosy, heverina ho avy amin' ny fivainganan' ny mineraly niempo fahizay [1.1]
 Vato vandana mainty [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Granit [1.4, 1.13]
Ohatra ny sasany kosa vao mitsoitsoy miakatra avy ao anaty rano, ary angamba ao anaty rano ao mbola mikintrana tahaka ny vatomainty. [2.587]
Voambolana 
Tovy hevitra granita ~ vatorano

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02