Teny iditra varo-maizina
Singan-teny varotra ; maizina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny varotra an' elakela-trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Marché noir [1.13]
Ohatra Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro [2.472]
Voambolana 
Tovy hevitra risoriso

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23