Teny iditra varanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) [1.1]

Teny iditra varanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05