Teny iditra | vantozy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr, ventouse] Tamaboha antonontonony apetaka amin' ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin' ny fanafoanana ny rivotra ao anatiny, ka hitsaboana ny aretina amin' io faritra io [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ny fihaviany | Frantsay: ventouse. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |