Teny iditra vanobe
Singan-teny vano ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavany no vony tanora; amin' ny toerana be farihy sy ony lehibe ary amin' ny heniheny no ahitana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le héron Goliath de couleur rousse. Ardea goliath. [1.3]
Anarana siantifika Ardea goliath
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23