Teny iditra vano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A heron [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Héron [1.3, 1.54, 1.8]
 Héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22]
Anarana siantifika Ardea cinerea firasa
Voambolana 
Tovy hevitra langoromavo ~ vanokagira
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23