Teny iditra vaniana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra vaniaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Valahana, andilana, lanivoa [1.78]
Tovy hevitra vania

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31