Teny iditra valviola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay valvule] Takela-kakaninkanina toa matezaroritina ao amin' ny rindrina anatin' ny fo na ny fantson' ny lalandra, tsy mifefy ka mandray ny ra tonga ao aminy, nefa kosa manakana ny ra tsy hiverin-dalana [1.1]
 Takelaka afaka mizozotra ao amin'ny rindrin'ny fo na lalandra anatiny ka misakana ny ra tsy hiverina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Valvule [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: valvule.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31