Teny iditra | valahana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Faritra amin' ny tenan' ny olombelona mifanandrify amin' ny toerana misy ny voa ao an-damoaina, izany hoe ny faritra manodidina ny maoja [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The loins [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Les reins, la région lombaire [1.3] | ||
Les reins [1.8] | |||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | valahaña | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Elakela-po [1.78] | ||
Fivaditsoratra | halavana, lavahana, vahanala, valahana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |