Teny iditra tsoraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mari-pijanonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian' ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po: Indrisy! mandalo tokoa izany taona! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Exclamation point [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Point d'exclamation (grammaire) [1.5]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Teny iditra tsoraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra madinika sy marotsaka [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra tsoraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (vient de tsontsoraka). Nom des bambous lianes qu'on utilisait à des fins mystiques, comme symbole de la solidité des liens familiaux. Par exemple Nastus madagascariensis A. Camus (Poaceae), généralement dénommé voloandotra (Betsimisaraka). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10