Teny iditra tsintsina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra tsintsina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Un tout petit oiseau [1.54]
Ohatra Tsangam-by tsangam-bato
mitsangana Andriamanantiana
Andriamboromadinika ny tsintsina
Andriamaintibe ny papango
[2.131]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29