Teny iditra tsikakakaka (kakakaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hehy mafy sady lavareny
Feon' akohovavy raha misy zava-manaitra na mampitahotra azy. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)] [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08