Teny iditra |
tsidika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tsidika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1]
|
Anarana siantifika | Cheirogaleus milii |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|