Teny iditra tsiboboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sahona na saobakaka kely tsy mbola niofo, mora fantarina amin' ny lohabeny mbola mikambana bambaray amin' ny vatany; miaina any anaty rano ny tsiboboka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Têtard [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31