Teny iditra tra-bonjy
Singan-teny tra- (tratra) ; vonjy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona voavonjy ara-potoana soa aman-tsara, ka tsy tratran' ny loza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Saved at the last moment, rescued [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sauvé au dernier moment [1.8]

Teny iditra trabonjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de tratra : atteint, attrapé ; et vonjy : secours, assistance). D'après le dictionnaire malgache-anglais de Richardson, ce serait une plante médicinale. On avait recours à elle en cas d'accident, de malaise subit. Non identifiée. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03